Fajiry
Ny fajiry na planeta dia zavatra ara-kainkintana izay mihodikodina manodidina ny kintana izay milanja iray tapitrisa ny lanjan'ilay fajiry. Ampy lanja ny fajiry mba tsy hiparitahan'ny zakany eraky ny habakabaka. Ny hery manintona ny zaka no maha-boribory ny fajiry.
Ireto ny anaran'ny planeta ao amin'ny lamin'ny Masoandro: i Merkora, i Venosy, ny Tany, i Marsa, i Jopitera, i Satorna, i Oranosy ary i Neptone.
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaAdy Lehibe FaharoaKabary am-panambadianaw97csKabary famangianaTantaran' i MadagasikaraDokuWikiGoogleWiki HowWikipedia:Community PortalFanandroana malagasyWikipedia:FikambananaMôsikaoBetsimisarakaFiraisana ara-nofoFoko eto MadagasikaraSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaWikipedia:Efemerida/toromarikaDinika amin'ny Wikipedia:Dinika/tah2SakalavaWikipedia:DinikaSokajin-tenyBetsileoKolontsaina malagasyOhabolanaManokana:Fiovana faranyIndôneziaJohannes VermeerMpikambana:Sitraka Feno tanterakaTetiandro malagasyMadagasikaraVezoTodyAntesakaEndrika:All system messagesFady (malagasy)Paiso (voany)Repoblika Fahefatra (Madagasikara)