Firaisana ara-nofo
Ny firaisana ara-nofo, amin'ny famaritana ankapobeny indrindra, dia fihetsika ara-pananahan'ny olombelona izay tonga amin'ny fanatsofohana ny lataky ny lehilahy anatin'ny lalan-jaza. Ny hanaovana io firaisana ara-nofo io dia fialam-boly na fananahana. Izy ity dia atao mandritra ny fotoana izay ilaina azy, ary afaka manao azy na lahy sy vavy, na samy lahy, na samy vavy. Afaka atao ao amin'ny taovam-pananahana na koa ao amin'ny fitombenana.Afaka mampiasa ny tanana, lela, tongotra ary kilalao ara-nofo ihany koa.
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaKabary am-panambadianaAdy Lehibe FaharoaKabary famangianaTantaran' i MadagasikaraDokuWikiDinika amin'ny Wikipedia:Dinika tsy miteny malagasyFiraisana ara-nofoFanandroana malagasyFiteny malagasyWiki HowWikipedia:FikambananaFady (malagasy)BetsimisarakaWikipedia:DinikaWikiRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Kolontsaina malagasyFoko eto MadagasikaraAostraliaQIT Madagascar MineralsMadagasikaraBetsileoTetiandro malagasy633Sokajin-tenySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaManokana:Fiovana faranyPaiso (voany)SakalavaWikipedia:MombamombaMpandrindra milinaVintana (finoan-drazana malagasy)Baiboly katôlikaMediaWikiAlahamadyFilôzôfiaFanjanahantany