Zavona
Ny zavona dia fitambarana tete-drano madinika dia madinika izay mitsingevana eny amin' ny rivotra noho ny habitihany (0,2 - 0,5 mm). Milatsaka moramora ny teten-drano ao amin' ny zavona. Misakana ny fahitana lavitra roy ny rahona ny zavona raha matevina.
"Fitangoronam-bovo-drano matevina mitorajofo amin' ny maraina na ny hariva eny amin' ny habakabaka, akaikin' ny tany kokoa noho ny rahona, ka mazàna misafosafo eny an-tampon' ny tendrombohitra" ny zavona[1].
Jereo koa hanova
Loharano sy fanamarihana hanova
- ↑ Rajemisa-Raolison Régis, "Zavona" ao amin' ny Rakibolana malagasy, Ambozontany. Antananarivo, 1985.
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaAdy Lehibe FaharoaKianjaKabary famangianaDokuWikiFanandroana malagasySora-tsikidyTantaran' i MadagasikaraSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaManokana:Fiovana faranyKabary am-panambadianaForyTetiandro malagasyWiki HowFiraisana ara-nofoRainisoalamboWikipedia:FikambananaSikidy (malagasy)Wikipedia:Community PortalThomas NewcomenDidy FoloFoko eto MadagasikaraCW 24 NewsBetsimisarakaFanagasianaAurangzebJean-Joseph RabeariveloFiangonana Loterana MalagasySary:35mm blank film (6498625859) (cropped version).jpgKolontsaina malagasyWikipedia:VaovaoWikipedia:CopyrightsMadagasikaraVohitr' andrianaFilôzôfiaKabary tera-baoAlahamadyAdizaoza