Tendro miraika havia
Ny tendro miraika havia ‹ ◌̀ › dia mari-tsoratra ao amin'ny abidy latina sy ny abidy grika sy ny abidy sirilika ary ny maro hafa koa, izay miendrika tsipika kely soratana avy ambany mianambony sady misompirana miankavia ary apetraka eo ambonin'ny litera tiana hasiana azy.
Ohatra:
à, è, ì, ò, ù.
Jereo koa hanova
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaWiki HowWikipedia:MombamombaManokana:FikarohanaChris HeckerAdy Lehibe FaharoaFiteny malagasyKabary famangianaManokana:Fiovana faranyMadagasikaraSokajy:AterinetoTantaran' i MadagasikaraKabary am-panambadianaFitsarana faranyDokuWikiLiona (antokon-kintana)Wikipedia:Community PortalWikipedia:General disclaimerWikipedia:DinikaFiraisana ara-nofoWikipedia:FikambananaFanandroana malagasyFoko eto MadagasikaraJean NarivonyEtazoniaAmbohimangaFanagasianaTetiandro malagasySikidy (malagasy)FilôzôfiaSikidy malagasySaddam HusseinKolontsaina malagasyFanalan-jazaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Endrika:All system messagesDinika amin'ny Wikipedia:DinikaRajoelina AndrySakalava