Tendro satroka
Ny tendro satroka ‹ ◌̂ › dia mari-tsoratra ao amin'ny abidy latina sy ny abidy grika sy ny abidy sirilika ary ny maro hafa koa, miendrika andohalambo na tafon-trano jerena avy amin'ny sakany ary apetraka eo ambonin'ny litera tiana hasiana azy.
Ohatra:
â, ê, î, ô, ŝ, û, ŷ
Jereo koa hanova
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaJodaismaAdy Lehibe FaharoaManokana:FikarohanaKabary famangianaDokuWikiWiki HowWikipedia:FikambananaSokajy:Mpanao politikaDidy FoloManokana:Fiovana faranyFiraisana ara-nofoWikipedia:Community PortalTetiandro malagasyKabary am-panambadianaFanandroana malagasyRSSTantaran' i MadagasikaraFo Masin'i JesoaWikipedia:MombamombaMadagasikaraGougenheimRambondanitraNoyonSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAntsirabeWikipedia:DinikaToetanyWikipedia:Fototra dimyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Fiangonana Loterana MalagasySabata (jiosy)Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraSokajy:Mpanao politika alemanaDinika amin'ny Wikipedia:Dinika tsy miteny malagasyEndrika:All system messagesAldo Duscher386Alakaosy