Riakasia
Ny riakasia dia velaran-drano tsy lalina, saika mifandray amin' ny ranomasina raha tsy nisy andilan-tany na fasika manelanelana azy roa.
Famaritana
hanovaNy riakasia dia "dobo na farihy kely mifandray amin' ny ranomasina"[1].
Jereo koa
hanovaRanomasira
Ranovory
Ranomandeha
Hafa
Loharano sy famaritana
hanova- ↑ Service de la Logistique Pédagogique, "Riakasia", ao amin' ny Voambolana malagasy-malagasy (frantsay), Service de la Logistique Pédagogique / Ministère de l'Enseignement Secondaire et de l'éducation de Base, Antananarivo,1986.
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaMaurice BéjartAdy Lehibe FaharoaFiraisana ara-nofoKabary famangianaDokuWikiWiki HowFanandroana malagasyVintana (finoan-drazana malagasy)DesambraTantaran' i MadagasikaraKolontsaina malagasyKabary am-panambadianaMadagasikaraWikipedia:DinikaTetiandro malagasyBokin' i EzraRanavalona IOlombelonaMesgrignyWikipedia:Efemerida/toromarikaAngatra (aretina)FanatontoloanaWikipedia:Community PortalFiteny malagasyFivavahanaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Razana (finoana malagasy)Wikipedia:MombamombaLohasahaFoko eto MadagasikaraKabary tera-baoSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFanambaràna ny hevitry ny nofyIsaac AsimovManokana:Fiovana faranyMangaEtazonia