Fanafody
Ny fanafody dia zavatra entina manasitrana na hiarovana amin'ny aretina ho an'ny olombelona sy ny biby, eny fa na ho an'ny zavamaniry koa aza.
Misy karazany ny fanafody : natao hatelina, hosotroina, hahosotra, hatsindrona, hasisika ary hoevohana.
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaAdy Lehibe FaharoaKabary am-panambadianaw97csKabary famangianaTantaran' i MadagasikaraDokuWikiGoogleWiki HowWikipedia:Community PortalFanandroana malagasyWikipedia:FikambananaMôsikaoBetsimisarakaFiraisana ara-nofoFoko eto MadagasikaraSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaWikipedia:Efemerida/toromarikaDinika amin'ny Wikipedia:Dinika/tah2SakalavaWikipedia:DinikaSokajin-tenyBetsileoKolontsaina malagasyOhabolanaManokana:Fiovana faranyIndôneziaJohannes VermeerMpikambana:Sitraka Feno tanterakaTetiandro malagasyMadagasikaraVezoTodyAntesakaEndrika:All system messagesFady (malagasy)Paiso (voany)Repoblika Fahefatra (Madagasikara)