Eseky
Ny eseky dia lalao ilalaovan'olon-droa. Izy io dia lalaovina ambony baoritra miefamira ahitana efamira roa loko miisa 64. Enina ambin'ny folo no isan'ny piesy azon'ny mpilalao roa lalaovina eny am-piandohan'ny lalao. Ny tanjon'ny mpilalao dia manao esekimaty ny mpiara-milalao.
Mandritry ny lalao dia mifandimby manisaka piesy eo amin'ny baoritra ireo mpilalao roa ireo. Ny mpilalao atao hoe «fotsy» izay manana piesy manana loko mazava no manomboka ny lalao. Ny mpilalao mifanohitra azy dia ny mpillao «mainty» izay afaka manisaka ny piesy manana loko maizimaizina.
Lalao malaza erak'izao tontolo izao ny eseky ary matetika lalaovina amin'ny fifaninanana eseky. Fialam-bolim-pirenena ao Rosia io lalao io.
Jereo koa hanova
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaKabary am-panambadianaAdy Lehibe FaharoaKabary famangianaTantaran' i MadagasikaraDokuWikiDinika amin'ny Wikipedia:Dinika tsy miteny malagasyFiraisana ara-nofoFanandroana malagasyFiteny malagasyWiki HowWikipedia:FikambananaFady (malagasy)BetsimisarakaWikipedia:DinikaWikiRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Kolontsaina malagasyFoko eto MadagasikaraAostraliaQIT Madagascar MineralsMadagasikaraBetsileoTetiandro malagasy633Sokajin-tenySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaManokana:Fiovana faranyPaiso (voany)SakalavaWikipedia:MombamombaMpandrindra milinaVintana (finoan-drazana malagasy)Baiboly katôlikaMediaWikiAlahamadyFilôzôfiaFanjanahantany