Tsipi-panohizana
Ny tsipi-panohizana, izay mananana endrika hoe -, dia tsipika kely marin-drano hita matetika manelanelana voanteny roa sady tsy misy elanelana amin' ireo teny akambany ireo (toy ny hita amin' ny andian-teny hoe fatra-pitady, izay fanakambanana ny teny hoe fatratra sy fitady, na ny hoe tsipi-panohizana, izay fanakambanana ny teny hoe tsipika sy fanohizana). Misaraka amin' ny teny faharoa ny tsipi-panohizana raha miova andalana ny soratra noho ny tsy fahampian' ny velarana azo anoratana any amin' ny ilany ankavanana. Manana ny fepetra fampiasana azy ny tsipi-panohizana arakaraka ny fitsipika ifanarahana hanoratana ny fiteny tsirairay.
Jereo koa hanova
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaAdy Lehibe FaharoaKianjaKabary famangianaDokuWikiFanandroana malagasySora-tsikidyTantaran' i MadagasikaraSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaManokana:Fiovana faranyKabary am-panambadianaForyTetiandro malagasyWiki HowFiraisana ara-nofoRainisoalamboWikipedia:FikambananaSikidy (malagasy)Wikipedia:Community PortalThomas NewcomenDidy FoloFoko eto MadagasikaraCW 24 NewsBetsimisarakaFanagasianaAurangzebJean-Joseph RabeariveloFiangonana Loterana MalagasySary:35mm blank film (6498625859) (cropped version).jpgKolontsaina malagasyWikipedia:VaovaoWikipedia:CopyrightsMadagasikaraVohitr' andrianaFilôzôfiaKabary tera-baoAlahamadyAdizaoza