Nontsy apôstôlika
Ny nontsy apôstôlika dia iraka ara-diplômasian'i Vatikàna izay nomena andraikitra ho masoivohon'ity firenena ity any amin'ny firenena na fanjakana hafa. Ny teny hoe nontsy dia avy amin'ny teny italiana hoe nunzio, izay avy amin'ny teny latina hoe nuntius, midika hoe "iraka".
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaJodaismaManokana:FikarohanaAdy Lehibe FaharoaKabary famangianaDokuWikiWiki HowManokana:Fiovana faranyKabary am-panambadianaTantaran' i MadagasikaraFanandroana malagasyTetiandro malagasySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaSoronaFiraisana ara-nofoEtazoniaWikipedia:FikambananaNoyonBetsileoWikipedia:DinikaAntsirabeWikipedia:Community PortalFady (malagasy)Foko eto MadagasikaraFiteny malagasyGougenheimWikipedia:TakelakaSimiaFilôzôfiaKolontsaina malagasy650Coronel PilarJohn Quincy AdamsRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Wikipedia:General disclaimerWikipedia:Efemerida/toromarika7 Aprily19591990