Foibe Lufthansa ao Cologne

Lufthansa dia orinasa zotram-piaramanidina lehibe indrindra aoAlemaina, ary faharoa lehibe indrindra ao Eoropa.[1][2] Frankfurt am Main ary Munich no anisan'ny hub an'i Lufthansa , Ny hub dia seranam-piaramanidina mba ahafahan'ireo mponina ho an'ireo mponina izay efa tonga na mbola hiova fiaramanidina.

Mividy fiaramanidina amin'i Boeing sy Airbus i Lufthansa. Manana fiaramanidina lehibe afaka manidina mankany Amerika Avaratra, AZia, ary Afrika i Lufthansa. Sidina dia lavitra ireo sidina ireo satria samy mifanalavitra ny tanàna izoran'ilay sidina. Manana fiaramanidina kely i Lufthansa ho an'ireo sidina manerana an'i Eoropa Ireo zotra ireo dia zotra dia fohy .

I Lufthansa dia mpikamban'ny Star Alliance izay midika fa miara-miasa amin'ireo orinasa fitaterana am-piaramanidina hafa izy toa United Airlines na Air Canada. Samy miara-miasa ny mpikamban'ny Star Alliance mba handahatra ny sidiny ka moramora kokoa ho an'ny mpandeha ny manao dia.

Ny anaran'ny fandaharana mpisidina matetika dia Miles and More. Mitombo ny isan'ny kaonty ananan'ny mpandeha isaky ny misidina. Rehefa ampy ny kaontiny dia afaka manana sidina maimaimpoana izy ireo. Manana ny Miles and More i Lufthansa mba hampirisika ny olona hisidina amin'ny zotran'i Lufthansa.

Maro ireo zotra am-parotra ananan'i Lufthansa amin'i CityLine, Eurowings ary Air Dolomiti

Andiam-piaramanidina hanova

Airbus A380 Lufthansa nipetraka tao Frankfurt (2010).

Mampiasa fiaramanidina tahaka itony i Lufthansa:

Andiam-piaramanidina Lufthansa
KarazanaIsa manontoloMpandeha
(Voalohany/Afera/Ekonomika)
Filazana fanampiny
Airbus A319-10032 (1 nafarana)138
Airbus A320-20062 (41 nafarana)168
Airbus A320neo0(60 nafarana)Not known
Airbus A321-1000
(40 orders)
200
Airbus A321-20042
(2 orders)
200
Airbus A321neo
0(40 orders)Tsy fantatra
Airbus A330-30018
(1 order)
217 (8/48/161)221 (8/48/165)
Airbus A340-30028266 (44/222)
221 (8/48/165)
247 (8/42/197)
Airbus A340-600 [1] Archived Aprily 14, 2009 at the Wayback Machine24306 (8/60/238)
Airbus A380-80010(4 nafarana)526
Boeing 737-30013123
126
Nesorina
Boeing 737-5009123Nesorina
Boeing 747-40020330 (16/80/234)
390 (16/64/310)
Boeing 747-8 [2] Archived Aprily 14, 2009 at the Wayback Machine9(10 nafarana)Voaray vaovao: 5 tamin'ny 2014, 5 tamin'ny 2015
Boeing 777-9X0(34 nafarana)Tsy fantatraHo voaray amin'ny 2020

Andiam-piaramanidim-paritra hanova

FanafaranaIsa manontoloFanafarana manontolo
Bombardier CRJ70013*13
Bombardier CRJ900122323*3523
Embraer 1909696
Embraer 19524110341
Airbus A320-2002323
Isa manontolo583010

*= Nesorina, Sata: Novambra 2014

Oha-jotra hanova

  • Lufthansa CityLine: avy aoFrankfurt ary Munich samy alemàna, ary samy eoropeana kely (ohatra: Dresden, Bremen ary Belgrade)
  • Air Dolomiti: Frankfurt mankany Verona, avy ao Munich mankany Ancona, Bologna, Catania, Genoa, Milan, Palermo, Pisa, Roma, Trieste, Turin, Zurich, seasonal Cagliari
  • Eurowings: sidina amin'ny tanjona sy fiaviana samy alemà ary sidina samy eoropeana amin'ny anaran'i Germanwings na Lufthansa Regional

Tsiahy hanova

  1. "About Lufthansa Airlines". yatra.com. Retrieved 2008-10-26.
  2. Brandt, Nadja (30-07-2009). "BASF, Continental AG, Lufthansa, Siemens: German Equity Preview". Retrieved 05-08-2009. {{cite web}}: Check date values in: |accessdate= and |date= (help); Unknown parameter |coauthors= ignored (|author= suggested) (help)

Tranonkala hafa hanova

Endrika:Star AllianceEndrika:Transport-stub