Koriana
Ny koriana (Coriandrum sativum) dia anana isan-taona ao amin'ny fianakaviana Apiaceae. Azo hanina avokoa ny faritra rehetra amin’ilay zavamaniry, fa ny raviny vaovao sy ny voa maina (izay sady anana no zava-manitra) no tena ampiasaina amin’ny fandrahoan-tsakafo.
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaTantaran' i MadagasikaraKônsilySandam-bolaBaiboly katôlikaTestamenta TalohaAdy Lehibe FaharoaFanandroana malagasyKabary famangianaTestamenta VaovaoWiki HowTetiandro malagasySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaApôkalipsin' i JoanyAurangzebKolontsaina malagasyMadagasikaraBaibolyFiraisana ara-nofoFoko eto MadagasikaraFady (malagasy)Philip II an'i EspainaFilôzôfiaDokuWikiFiteny malagasyKabary am-panambadianaAnaran'ny mponinaAlahamadySilamoSikidy (malagasy)FanagasianaMediaWikiDidy FoloNy Avana RamanantoaninaFanambadianaBetsileoRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Filoham-pirenena sy mpanjakan' i Madagasikara