Hasin-teny
Ny hasin-teny dia ny singa farany kely indrindra ao amin' ny teny iray izay misy heviny nefa tsy azo zaraina ho singa kely indrindra mbola hisy hevitra. Ny hasin-teny iray dia mety ho fototeny na kianteny na tsirinteny (tovona, tovana, tsofoka). Ny hasin-teny iray dia mety ho foronin' ny hasimpeo iray na maro. Mety hiova endrika ny hasin-teny iray arakaraka ny toerana misy azy ao anaty voanteny na tarika na fehezanteny.
Jereo koa: hanova
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaPentekôstaWiki HowAdy Lehibe FaharoaKabary famangianaWikipedia:FikambananaDokuWikiFiraisana ara-nofoFanandroana malagasySikidy malagasyRepoblikaTantaran' i MadagasikaraManokana:Fiovana faranyWikipedia:General disclaimerWikiKabary am-panambadianaWikipedia:Efemerida/toromarikaFanomezana fiton' ny Fanahy MasinaFanahy Masina (kristianisma)Fiteny malagasyTetiandro malagasyWikipedia:DinikaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaMadagasikaraForyMediaWiki1200Hypertext Markup LanguageFoko eto Madagasikara8001983Bob Khanna640Wikipedia:MombamombaApôstôly roa ambin' ny folo427Vokatry ny Fanahy MasinaFady (malagasy)