Kianteny
Ny kianteny dia teny kely tsy miova endrika manana anjara asa tsy mitovy amin' ny an' ny tambinteny na ny mpampiankina na ny mpampitohy. Ny fiteny tsirairay dia samy manana ny kianteniny ary ny mpahay teny tsirairay dia samy manana ny zavatra ao amin'ny fiteny iray izay ataony hoe kianteny. Anatin-tsokajin-teny manokana ny kianteny amin' ny fitsipitenin' ny fiteny sasany toy ny fiteny alemàna. Fantatra indrindra ho kianteny ao amin' ny fiteny malagasy ny teny hoe dia sy no izay enti-manova rafitra ny fehezanteny na manantitra ny singa sasany ao aminy.
Jereo koa hanova
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaTeôlôjiaManokana:FikarohanaAdy Lehibe FaharoaTantaran' i MadagasikaraWiki HowKabary famangianaMadagasikaraDokuWikiSora-tsikidyFanandroana malagasyAurangzebTetiandro malagasyWikipedia:Community PortalManokana:Fiovana faranyFiteny malagasyKabary am-panambadianaFiraisana ara-nofoWikipedia:FikambananaWikipedia:DinikaForyMediaWikiSakalavaKolontsaina malagasySokajin-tenyAdnakielaSilamoBetsimisarakaRepoblika MalagasySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaEtazoniaWikipedia:Efemerida/toromarikaWikipedia:MombamombaFoko eto MadagasikaraRosiaVintana (finoan-drazana malagasy)HagielaFifohazana (kristianisma malagasy)Didy Folo