Fiteny egiptiana demôtika
Ny fiteny egiptiana demôtika dia endriky ny fiteny tany Egipta tamin' ny Andro Taloha izay nosoratana tsy tamin' ny sora-masina (hierôglifa), fa tamin' ny endrika notsorina amin' io soratra io. Tamin' ny taonjato faha-7 tal. J.K. hatramin' ny taonjato faha-5 tal. J.K. no nitenenanana io fiteny io. Izy io koa no niavian' ny fiteny kôpta.
Ilazana ny tarehin-tsoratra nanoratana izany fiteny izany koa ny hoe demôtika ("soratra demôtika"). Ny hoe demôtika dia avy amin' ny teny grika hoe δημοτικά / dêmotiká izay midika hoe "an' ny vahoaka". Ny fiteny egiptiana demôtika dia ao amin' ny sampam-piteny egiptiana taloha, izay ao amin' ny fianakaviam-piteny hamitô-semitika.
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaAdy Lehibe FaharoaTantaran' i MadagasikaraManokana:Fiovana faranyDokuWikiKabary famangianaFiraisana ara-nofoLiteraFanandroana malagasyFiteny malagasyWikipedia:Efemerida/toromarikaTetiandro malagasyKabary am-panambadianaWikipedia:Community PortalWikipedia:DinikaMediaWikiMadagasikaraSoronaHelodranon' i AntongilaFanambadianaMerinaWiki HowEtazoniaWikimedia FoundationAntandroyOlombelonaFady (malagasy)Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Wikipedia:FikambananaRadama VoalohanyFanatontoloanaAlohotsySary:Ostr.jpgSiansaBetsileoKolontsaina malagasySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFoko eto Madagasikara