Zitina miherina
Ny zitina miherina dia zitina mifamadibadika.
Fampiasana hanova
Ny zitina mifamadibadika dia ahafahana mitondra ny angôvon'aratra lavitry ny toerana niforonany. Ny angôvo very amin'ny fitondrana angôvo amin'ny alalan'ny zitina miherina dia kely kokoa nohon'ny fitondrana amin'ny alalan'ny zitina mikararana. Mba hahakely ny tahan'ny angôvo very dia avoana amin'ny alalan'ny mpanova ny zitina miherina. Rehefa tonga akaikin'ny toerana hizarazarana ny angôvo ilay zitina dia afintina amin'ny alalan'ny mpanova ilay zitina.
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaAdy Lehibe FaharoaKianjaKabary famangianaDokuWikiFanandroana malagasySora-tsikidyTantaran' i MadagasikaraSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaManokana:Fiovana faranyKabary am-panambadianaForyTetiandro malagasyWiki HowFiraisana ara-nofoRainisoalamboWikipedia:FikambananaSikidy (malagasy)Wikipedia:Community PortalThomas NewcomenDidy FoloFoko eto MadagasikaraCW 24 NewsBetsimisarakaFanagasianaAurangzebJean-Joseph RabeariveloFiangonana Loterana MalagasySary:35mm blank film (6498625859) (cropped version).jpgKolontsaina malagasyWikipedia:VaovaoWikipedia:CopyrightsMadagasikaraVohitr' andrianaFilôzôfiaKabary tera-baoAlahamadyAdizaoza