Tombokasen' ny mpaminany
Ny hoe "Tombo-kasen' ny Mpaminany", dia anaram-boninahitra ampiasaina ao amin' ny Kor'any sy ny Mozilmana mba hanondroana ny mpaminany silamo Mohamady amin' ny maha farany azy amin' ny mpaminany rehetra nirahin' Andriamanitra. Atao amin' ny teny arabo hoe خاتم النبيين / khātam an-nabīyīn na khātim an-nabīyīn; na خاتم الأنبياء / khātam al-anbiyā’ na khātim al-anbiyā izany. Io anaram-boninahitra io dia ampiharina amin' i Mohamady ao amin' ny andininy 33:40 ao amin' ny Kor'any hoe:
I Mohamad dia tsy rain' ny lehilahinareo na iray aza, fa irak' i Allah sady Tombokasen' ny Mpaminany: ary i Allah no mahalala ny zava-drehetra.— Kor'any 33:40
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaSary:Flag of Brazil.svgAdy Lehibe FaharoaManokana:FikarohanaTantaran' i MadagasikaraWiki HowKabary am-panambadianaDokuWikiKabary famangianaYahoo!Firaisana ara-nofoMadagasikaraKolontsaina malagasyFanandroana malagasyLloyd KaufmanWikipedia:FikambananaUtahTetiandro malagasyWikipedia:CopyrightsWikipedia:Community PortalFiteny ao TôgôEtazoniaVintana (finoan-drazana malagasy)TorkiaEve (vahoaka)Foko eto MadagasikaraFiteny môbaFiteny gongbeBetsileoDidy FoloSakalavaAlakaosyWikipedia:Efemerida/toromarikaCW 24 NewsBokin' i IsaiaSorona masinaTaom-baovao malagasyFiteny temaPanteisma