Toetany mediteraneana
Ny toetany mediteraneana dia karazana toetany antonony, izay miavaka noho ny fizaràn-taona fahavaratra mafana sy maina ary ny ririnina malefaka sy mando. Tsy ny faritr' i Mediteranea sy ny manodidina ihany no manana io karazana toetany io fa faritra maro hafa koa. Ny sisiny andrefana amin' ny kôntinenta no manana izany toetany izany, izay manana maripana eo anelanelan' ny laharam-pehintany 30° sy 45° (California, faritra afovoany any Silia, faritra Cape Town ao Afrika Atsimo, faritra atsimo sy andrefana ao Aostralia).
Jereo koa hanova
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaSary:Flag of Brazil.svgAdy Lehibe FaharoaManokana:FikarohanaTantaran' i MadagasikaraWiki HowKabary am-panambadianaDokuWikiKabary famangianaYahoo!Firaisana ara-nofoMadagasikaraKolontsaina malagasyFanandroana malagasyLloyd KaufmanWikipedia:FikambananaUtahTetiandro malagasyWikipedia:CopyrightsWikipedia:Community PortalFiteny ao TôgôEtazoniaVintana (finoan-drazana malagasy)TorkiaEve (vahoaka)Foko eto MadagasikaraFiteny môbaFiteny gongbeBetsileoDidy FoloSakalavaAlakaosyWikipedia:Efemerida/toromarikaCW 24 NewsBokin' i IsaiaSorona masinaTaom-baovao malagasyFiteny temaPanteisma