Metaly
Ny metaly dia zavatra simika mety mampita aratra na hafanana ary mivadi-toetra mba ho lasa katiôna na manao rohy iônika amin' ny zavatra tsy metaly. Amin' ny simia, ny metaly (avy amin' ny teny grika μέταλλον / metallon dia zavatra afaka mitondra aratra moramora kokoa noho ny rivotra na zavatra hafa toy ny plastika na fitaratra. Ao anatin' ny metaly, ny atôma dia mety mivadika katiôna amin' ny alàlan' ny haverezana elektirôna iray ary avy amin' ny fangalarana elektirôna iray hafa any amin' ny atôma manodidona azy mba hanolo ilay elektirôna very.
Ohatra metaly matetika ampiasaina:
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaTantaran' i MadagasikaraLisitry ny filohan' i MadagasikaraMadagasikaraJeôgrafian' i MadagasikaraAdy Lehibe FaharoaKabary famangianaVondrom-poko ao EorôpaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Wiki HowMponina eto MadagasikaraRepoblika MalagasyKabary am-panambadianaDokuWikiRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Filoham-pirenena sy mpanjakan' i MadagasikaraSary:Anja Mittag A 119 0913 cropped.jpgWikipedia:MombamombaSihanakaRepoblika Demokratika MalagasyWikipedia:Community PortalRy Tanindrazanay malala ôKônstantinôpôlisyFanandroana malagasyWikipedia:FikambananaFiraisana ara-nofoRadama VoalohanyWikipedia:Efemerida/toromarikaToetanin' i MadagasikaraBetsimisarakaPôlitika eto MadagasikaraSakalavaForySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaMpandrindra milinaTantaran'i MadagasikaraWikipedia:General disclaimerDidy Folo