Kojakoja an-dakozia
Ny kojakoja an-dakozia dia fitaovana ampiasaina ao an-dakozia amin' ny fikarakarana sakafo. Ny fitaovana fandrahoan-tsakafo, ny fitaovana fanomanana ary ny fitaovana madinika. Anisan' ny kojakoja an-dakozia ny afokasoka, ny vilany, ny sarom-bilany, ny vilia, ny lafaoro madinika, ny lapoaly, ny fandrefihafanan-dakozia, ny vata fampangatsiahana, ny antsy, ny sotrokely, ny sotro, ny sotrobe, ny mizanan-dakozia, ny tavoahangy, ny laona, ny fanoto, ny fanatantavanana, ny fitoeran-tsira, sns.
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/5/53/Kitchen_utensils_hanging_below_a_spice_rack.jpg/220px-Kitchen_utensils_hanging_below_a_spice_rack.jpg)
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaWiki HowAdy Lehibe FaharoaKabary famangianaDokuWikiVorontsilozaKabary am-panambadianaFanandroana malagasyTantaran' i MadagasikaraMadagasikaraFiraisana ara-nofoAkangaDidy FoloSoronaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Wikipedia:DinikaTetiandro malagasyVintana (finoan-drazana malagasy)AmbondrombeAndrianampoinimerinaTestamenta TalohaFikambanan' ny Raiamandrenin' ny MpianatraFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraWikipedia:FikambananaGanaganaSary:Schwalbenschwanz, Papilio machaon.jpgMère TeresaDokotra fiompyFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraAngatra (aretina)AndriamasinavalonaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFady (malagasy)FanabeazanaRy Tanindrazanay malala ôWikipedia:Efemerida/toromarikaManokana:Fiovana faranyLondon Missionary Society