Kambana (fanandroana)

Ny Kambana na Adizaoza dia no vintana fahatelo ao amin' ny fanandroana manaraka ny zôdiaka. Ny Ombilahy no eo alohany ary ny Foza no manaraka azy.

Ny evan'ny Kambana
Antokon-kintan'ny Kambana

Ny antokon-kintana Kambana sy ny zôdiaka hanova

Ny fotoana andalovan' ny masoandro ao amin'ny fari-danitry ny antokon-kintan' ny Kambana dia miantomboka amin' ny 21 Jona hatramin' ny 20 Jolay. Ny fari-potoan' ny Kambana araka ny zôdiakan-kintana kosa dia eo hatramin' ny 16 Jona hatramin' ny 15 Jolay. Ny Kambana ao amin' ny zôdiakam-panandroana mahazatra (zôdiaka mikisaka; frantsay: zodiaque tropical) dia avy eo amin' ny 21 Mey ka miafara amin' ny 21 Jona.

Sary maneho ny Kambana
OmbilahyKambanaFoza
Antokon-kintana13 Mey - 21 Jona21 Jona - 20 Jolay20 Jolay - 10 Aogositra
Zodiakan-kintana16 Mey - 15 Jona16 Jona - 15 Jolay16 Jolay - 15 Aogositra
Zodiaka mikisaka21 Avrily - 20 Mey21 Mey - 21 Jona22 Jona - 22 Jolay

Jereo koa hanova

Evan' ny zôdiaka:

Antokon-kintan' ny zôdiaka:

Vintana ao amin' ny fanandroana malagasy: