Ireneo avy any Logdanoma
Ireneo avy any Logdanoma | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Ireneo avy any Logdanoma | ||
Teraka | Taona 130 | ||
Maty | Taona 202 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Roma Taloha | ||
Asa : | |||
Fiainana manokana | |||
Ireneo avy any Logdonoma na Ireneosy avy any Smirna dia teôlôjiana rômana teraka tamin' ny taona 130 tao Azia Minora ary maty tamin' ny taona 202 na 208. Anisan' ny Rain' ny Fiangonana naohitra ny gnôstisisma izy. Fahakeliny dia nandre ny fampianaran' i Pôlikarpa, izay mpianatr' i Joany evanjelista, izy. Tonga evekan' i Logdonoma (frantsay: Lyon) izy tamin' ny taona 177. Niady tamin' ny fampianaran' ny gnôstisisma izy nandritra ny naha eveka azy ka nanoratra boky ho amin' izany. Amin' i Ireneo dia ny Fiangonana no mpiambina ny fahamarinana sy ny finoan' ny Apôstôly izay nipoitra tamin' ny Soratra Masina.
Atao hoe Irenaeus Lugdunensis izy amin' ny teny latina fa Εἰρηναῖος Σμυρναῖος / Eirênaĩos Smyrnaĩos kosa amin' ny teny grika.
Jereo koa hanova
Rohy ivelany hanova
- Ao amin'i Freebase: [1]
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaAdy Lehibe FaharoaDokuWikiKabary famangianaWiki HowAntsirabeTantaran' i MadagasikaraMadagasikaraFiraisana ara-nofoBetsileoKabary am-panambadianaFoko eto MadagasikaraFanandroana malagasyWikipedia:DinikaFiangonana Loterana MalagasyKônsily faharoa tao NikeaWikipedia:Ny tsy tokony ho wikipediaWikipedia:FikambananaTetiandro malagasyWikipedia:MombamombaWikipedia:Politique concernant le nom d'utilisateurWikipedia:General disclaimerWikipedia:CC-BY-SA 3.0Hypertext Markup LanguageDidy FoloSakalavaRakibolanaRSSRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Kolontsaina malagasyWikipedia:Fototra dimySokajy:Wiki HowEndrika:All system messagesSokajy:FitsipikaSokajy:Fototra dimyAriaryJodaismaFady (malagasy)