12°46′36″S 15°44′05″E / 12.77667°S 15.73472°E / -12.77667; 15.73472

Huambo
Velarantany2 711 km2
Isam-ponina713,134 mponina
Tanànan-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Angola
FaritanyHuambo (faritany)
FaritraNC

Huambo, no tanàna fahatelo be mponina indrindra ao  Angola, aorian'ny renivohitra Luanda sy Lubango, izay misy mponina 595.304 ao an-tanàna ary misy mponina 713.134 ao amin'ny kaominina Huambo (2014). Renivohitry ny faritanin'i Huambo (faritany) io tanàna io ary eo amin'ny 220 km any atsinanana avy any Benguela ary 600 km any atsimoatsinanan'i Luanda no misy azy.

Tanàna any Angola

hanova

Luanda (Renivohitra) - Lubango - Benguela - Huambo - Sumbe - Moçâmedes -Cuíto - Uíge