Fiangonan' ny Mpirahalahy
Ny Fiangonan' ny Mpirahalahy (na Plymouth Brethren amin' ny teny anglisy) dia hetsika na fikambanana kristiana evanjelika teraka tao Dublin any Britaina Lehibe manodidina ny taona 1830. Nivaky ilay fikambanana ka tamin' ny taona 1848 no lehibe indrindra, izay niteraka ny hetsika "Fikambanan' ny Rahalahy Misokatra" (anglisy: Open Brethren) sy ny "Fikamban' ny Mpirahalahy Manilika" (fikambanana darbista). Ny fikambanana tena "tery" dia nanaraka an' i John Nelson Darby, ary ny sampana misokatra kokoa dia nanaraka an' i George Müller sy i Henry Craik ary ny hafa koa.
Jereo koa
hanova🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaAdy Lehibe FaharoaKabary famangianaWikipedia:FikambananaFiraisana ara-nofoDokuWikiKabary am-panambadianaTantaran' i MadagasikaraMaurice BéjartRongonyndl79Wiki HowIsaia (mpaminany)Wikipedia:Community PortalFanandroana malagasyTompondakan'ny baolina kitra Eoropeana 2024Foko eto MadagasikaraCristiano RonaldoBokin' i HenôkaMadagasikaraPragueVintana (finoan-drazana malagasy)Didy FoloSokajin-tenyEtazoniaMalagasy (vahoaka)TabascoIdealy TendrinavalonaAmboasary-AtsimoKabary tera-baoListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysBokin' i IsaiaSidonie FiadanantsoaLoharano QEndrika:All system messagesZava-mahadomelinaWikipedia:DinikaFaritra Anosy