Faritra Atsimo-Andrefana

Faritra Atsimo-Andrefana
-
Fianarana no lova tsara
Firenena Madagasikara
FaritanyToliara
Renivohi-paritraToliara
Distrika9
Lehiben'ny faritraTsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany66 236 km2
Isam-ponina 1 799 088 mpo.
Hakitroky ny mponina 27,16 mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany-----
Laharan-jarahasina-----

Ny Faritra Atsimo-Andrefana no faritra lehibe indrindra amin' ny velarantany eto Madagasikara izay any amin' ny tapany atsimo andrefan' ny Nosy. Ao amin' ny Faritanin' i Toliara no misy azy. Ny Faritra Atsimo-Andrefana dia mizara ho distrika sivy, izay mitsinjara kaominina mihoatra ny 100.

Toliara

Distrika sy kaominina

hanova

Distrika

hanova

Ny Faritra Atsimo-Andrefana dia mizara ho distrika sivy:

Kaominina

hanova

Kaominina ao amin' ny Distrikan' Ampanihy

hanova

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ampanihy: Agnavoha, Amboropotsy, Ampanihy, Androka, Androimpana, Ankiliabo, Ankilimivory, Ankilizato, Antaly, Beara, Beahitse, Belafike, Beroy Atsimo, Ejeda, Fotadrevo, Gogogogo, Itampolo, Maniry ary Vohitany.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' Ankazoabo

hanova

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ankazoabo: Ambatolahy, Andranomafana, Ankazoabo, Ankeriky, Ankilivalokely, Antevamena, Berenty, Fotivolo, Ilemby ary Tandrano.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Benenitra

hanova

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Benenitra: Ambalavato, Ankilimary, Benenitra, Benonoky, Ehara ary Ianapera.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Betioky-Atsimo

hanova

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Betioky-Atsimo: Ambatry Mitsinjo, Ankazombalala, Ankazomanga Andrefana, Andranomangatsiaka, Ankilivalo, Antohabato, Antsavoa, Beantake, Beavoha, Belamoty, Beora, Besely, Betioky, Bezaha, Fenoandala, Lazarivo, Manalobe, Masiaboay, Maroarivo Ankazomanga, Montifeno, Salobe, Savazy II, Sakamasay, Soamanonga, Soaserana, Tameantsoa, Tanambao Ambony, Tongobory, Vatolatsaka, ary Vohimary)

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Beroroha

hanova

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Beroroha: Behisatra, Bemavo, Beroroha, Fanjakana, Mandronarivo, Marerano, Sakena, Tanamary, ary Tanandava.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Morombe

hanova

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Morombe: Ambahikily, Ankatsakatsa Sud, Antanimeva, Antongo Vaovao, Basibasy, Befandefa, Befandriana Sud, Morombe, ary Tanandava Station.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Sakaraha

hanova

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Sakaraha: Sakaraha, Ambinany, Amboronabo, Andamasiny Vineta, Andranolava, Bereketa, Mahaboboka, Miary Lamatihy, Miary Taheza, Mihavatsy, Mitsinjo ary Mikoboka.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Toliara I

hanova

Tsy manana afa-tsy kaominina tokaana ny Distrikan' i Toliara I, dia ny Kaomininan' i Toliara.

Kaominina ao amin' ny Distrikan' i Toliara II

hanova

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Toliara II: Ambohimahavelona, Ambolofoty, Analamisampy, Andranovory, Ankililoake, Ankilimalinike, Antanimena, Beheloke, Behompy, Belalanda, Mandrofify, Manombo Sud, Marofoty, Maromiandra, Miary, Milenaka, Mitsinjo Betanimena, Ianantsony (Saint Augustin), Soalara, ary Tsianisiha.

Lova voajanahary

hanova

Ao Atsimo-Andrefana no ahitana

Jereo koa

hanova

Faritany sy faritra eto Madagasikara:

Rohy ivelany

hanova

Lahatsoratra samihafa

Disy aman-dalàna

🔥 Top keywords: