Famonjena
Ny famonjena dia ny fiarovana na fanafahana na fanavotana ny fanahin' ny olombelona amin' ny fahotana sy amin' ny vokatr' izany mba hahafahany ho velona mandrakizay fa tsy hovoaheloka mandrakizay. Ny famonjena dia heverina fa vokatry ny fahasoavan' Andriamanitra (azon' ny olona tsy mendrika izany), na vokatry ny safidy malalaka sy ny ezaky ny olona samirery (azon' ny olona noho ny fahamendrehany), na vokatry ny fikambanan' ny fahasoavan' Andriamanitra sy ny ezaka ataon' ny olombelona. Tsy mitovy ny fiheveran' ny fivavahana samihafa ny atao hoe famonjena.Atao hoe sôteriôlôjia ny teôlôjian' ny famonjena.
Jereo koa hanova
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaTantaran' i MadagasikaraLisitry ny filohan' i MadagasikaraMadagasikaraJeôgrafian' i MadagasikaraAdy Lehibe FaharoaKabary famangianaVondrom-poko ao EorôpaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Wiki HowMponina eto MadagasikaraRepoblika MalagasyKabary am-panambadianaDokuWikiRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Filoham-pirenena sy mpanjakan' i MadagasikaraSary:Anja Mittag A 119 0913 cropped.jpgWikipedia:MombamombaSihanakaRepoblika Demokratika MalagasyWikipedia:Community PortalRy Tanindrazanay malala ôKônstantinôpôlisyFanandroana malagasyWikipedia:FikambananaFiraisana ara-nofoRadama VoalohanyWikipedia:Efemerida/toromarikaToetanin' i MadagasikaraBetsimisarakaPôlitika eto MadagasikaraSakalavaForySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaMpandrindra milinaTantaran'i MadagasikaraWikipedia:General disclaimerDidy Folo