Baska (vahoaka)
Ny Baska dia vahoaka teratany hita indrindra ao amin' ny Firenena Baska, mamakivaky ny atsimo-andrefan' i Frantsa sy ny avaratr' i Espaina. Ny fifindra-monina lehiba ara-tantara dia niteraka diaspôra baska, izay niorim-ponenana indrindra any Amerika Atsimo.
Ny ankamaroan' ny Baska dia mipetraka any amin' ny faritany ara-tantara fito ao amin' ny Firenena Baska (20 747 km²) ary mizara eo anelanelan' i Frantsa sy Espaina, eo amin' ny tehezana roan' ny Pyrénées sy eo amin' ny sisin' ny Ranomasimbe Atlantika (Helodranon' i Gascogne).
Tamin' ny taona 2016 dia miteny espaniôla ny 48,6 %, miteny baska sy espaniôla ny 42 %, miteny frantsay ny 6,6 %, miteny baska sy frantsay ny 2,8 %, ary tsy miteny afa-tsy baska ny 0,1 %.
Jereo koa hanova
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaJodaismaTendrontany AvaratraAdy Lehibe FaharoaKabary famangianaTantaran' i MadagasikaraFiraisana ara-nofoWiki HowDokuWikiEtazoniaKabary am-panambadianaFanandroana malagasyFiteny malagasyMadagasikaraTetiandro malagasyWikipedia:Community PortalAurangzebKolontsaina malagasyMediaWikiBetsimisarakaDidy FoloFo Masin'i JesoaRanomasimbe ArktikaFady (malagasy)Wikipedia:FikambananaFanambaràna ny hevitry ny nofyManokana:Fiovana faranySora-tsikidyFoko eto MadagasikaraWikipedia:MombamombaWikipedia:DinikaOlombelonaBetsileoPôetaWikipedia:Efemerida/toromarikaSeptoajintaAntsirabeSary:Pussy Willow Stem 2000px.jpg