Angôvo
(tonga teto avy amin'ny Angovo)
Ny angôvo dia fahafahan' ny lamina iray manova ny endrika, manao asa mampisy hetsika, hazavana na hafanana.
Ny angôvo ao amin' ny mari-drefy iraisam-pirenena dia refesina amin' ny Joule. Kilowatt-ora no ampaisaina rehefa amin' ny fiainana mandavanandro, ary elektirôna-volt no ampiasaina amin' ny fizika. Azo afamadibadihana ireo mari-drefy ireo amin'ny alàlan'ny tsy miova. Tsindraindray koa ampiasaina ny taonin-tsolika manakaiky.
Jereo koa hanova
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaWiki HowWikipedia:MombamombaManokana:FikarohanaChris HeckerAdy Lehibe FaharoaFiteny malagasyKabary famangianaManokana:Fiovana faranyMadagasikaraSokajy:AterinetoTantaran' i MadagasikaraKabary am-panambadianaFitsarana faranyDokuWikiLiona (antokon-kintana)Wikipedia:Community PortalWikipedia:General disclaimerWikipedia:DinikaFiraisana ara-nofoWikipedia:FikambananaFanandroana malagasyFoko eto MadagasikaraJean NarivonyEtazoniaAmbohimangaFanagasianaTetiandro malagasySikidy (malagasy)FilôzôfiaSikidy malagasySaddam HusseinKolontsaina malagasyFanalan-jazaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Endrika:All system messagesDinika amin'ny Wikipedia:DinikaRajoelina AndrySakalava