Abiba (volana hebreo)
Ny Abiba na Aviva dia volana voalohany ao amin'ny tetiandro hebreo talohan'ny fahababoan'ny Jiosy na Jody tany Babilona. Nosoloana ny anarana hoe Nisàna (hebreo: נִיסָן / nisan) ny anaran'io volana io taorian'ny fahababoana. Amin'ny teny hebreo dia atao hoe אביב / Aviv na Abib (midika ara-bakiteny hoe "lohataona") ny anaran'io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Marsa sy Avrily. Ny volana Aviva dia voaresaka ao amin'ny Bokin'ny Eksodosy sy ny Bokin'ny Deoteronomia (Eks. 12.2; 13.4; 23.15; 34.18; Deo. 16.1).
Jereo koa
hanova🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaAdy Lehibe FaharoaTantaran' i MadagasikaraManokana:Fiovana faranyDokuWikiKabary famangianaFiraisana ara-nofoLiteraFanandroana malagasyFiteny malagasyWikipedia:Efemerida/toromarikaTetiandro malagasyKabary am-panambadianaWikipedia:Community PortalWikipedia:DinikaMediaWikiMadagasikaraSoronaHelodranon' i AntongilaFanambadianaMerinaWiki HowEtazoniaWikimedia FoundationAntandroyOlombelonaFady (malagasy)Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Wikipedia:FikambananaRadama VoalohanyFanatontoloanaAlohotsySary:Ostr.jpgSiansaBetsileoKolontsaina malagasySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFoko eto Madagasikara