Toetany mediteraneana
Ny toetany mediteraneana dia karazana toetany antonony, izay miavaka noho ny fizaràn-taona fahavaratra mafana sy maina ary ny ririnina malefaka sy mando. Tsy ny faritr' i Mediteranea sy ny manodidina ihany no manana io karazana toetany io fa faritra maro hafa koa. Ny sisiny andrefana amin' ny kôntinenta no manana izany toetany izany, izay manana maripana eo anelanelan' ny laharam-pehintany 30° sy 45° (California, faritra afovoany any Silia, faritra Cape Town ao Afrika Atsimo, faritra atsimo sy andrefana ao Aostralia).
Jereo koa hanova
🔥 Top keywords: Wikipedia:FandraisanaManokana:FikarohanaWiki HowKabary famangianaAdy Lehibe FaharoaKabary am-panambadianaTantaran' i MadagasikaraPentekôstaFiraisana ara-nofoDokuWikiKolontsaina malagasyMadagasikaraWikipedia:FikambananaFoko eto MadagasikaraFanahy Masina (kristianisma)Fanandroana malagasyTolagnaroTetiandro malagasyDidy FoloManokana:Fiovana faranyWikipedia:DinikaVahoaka Sistani1989AlahamadyFiteny malagasyWikipedia:Efemerida/toromarikaBetsimisarakaGoogleRy Tanindrazanay malala ôOmbyKabary tera-baoFiangonana Loterana MalagasySakalavaWikipedia:Mombamomba1968Fangitra ara-jeografiaWikipedia:General disclaimerDinika amin'ny Wikipedia:DinikaFamadihana